|
|
|
|

Entry1  tsy hita popòka
Elementary words  2 tsy, 3 hita, 4 poka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1]
Explanations in French  7 incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3]
Examples  8  Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [2.5]
9  Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11]
Synonyms  10 tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka

Updated on 2025/10/11